Аккорды Erick Manana - Izay Ratranao Dia Feriko
[Verse 1] G Am G C Am G C ‘Zay ratranao dia feriko, takaitranao no aretiko Dm G F G C Ka n’inona n’inona hanjo, ‘zay lalanao no hizorako E Am Bb Na hantsana io na tevana, tsy hampiova na hampihemotra Bb F C Ny fontsika mifangia miala eto ka hatrary [Chorus] Am D Veloma lava irony sento, tomany e Am D ‘Reo nofy ratsy tsy nanambina omaly e Gm C Tsy irery intsony aho manomboka androany e Gm C Sendra ny tiako aho sady tia ka tsy ho tana e Am D Tsy hay vahàna fa mifaningo-paka ô Am D Mihatra aman’aina ka tsy foiko ho ravàna ô Gm C Fitiavana io fa tsy mba tady mahazaka e Gm C Tsy vitan’ny hoe tapaho hatreo io dia miala e D Ô sanatria … [Verse 2] Am G C Am G C Fitiavanao no mamiko, fa mamy toy ny taniko Dm C F G C Vimbino tsara fa ho arovako, raha sendra misy ny tsy to E Am Bb Fitia tsy nangalarina, ka omeo lalana izahay fa Bb F C ela niaretana ka mba te-ho sambatra … [Chorus] Am D Veloma lava irony sento, tomany e Am D ‘Reo nofy ratsy tsy nanambina omaly e Gm C Tsy irery intsony aho manomboka androany e Gm C Sendra ny tiako aho sady tia ka tsy ho tana e Am D Tsy hay vahàna fa mifaningo-paka ô Am D Mihatra aman’aina ka tsy foiko ho ravàna ô Gm C Fitiavana io fa tsy mba tady mahazaka e Gm C Tsy vitan’ny hoe tapaho hatreo io dia miala e D Ô sanatria … [Outro] Am G C Am G C ‘Zay ratranao dia feriko, takaitranao no aretiko Dm G F G C Ka n’inona n’inona hanjo, ‘zay lalanao no hizorako E Am Bb Na hantsana io na tevana, tsy hampiova na hampihemotra Bb F C Ny fontsika mifangia miala eto ka hatrary
Но если и музыка нас оставит, что будет тогда с нашим миром? (Гоголь)
Мы стремимся к созданию контента, соответствующего всем нормам законодательства и уважающего интеллектуальную
собственность. Мы также придаем большое значение тому, чтобы не задеть никого и не оскорбить чьи-либо чувства.
Если у вас есть вопросы или претензии по размещенному материалу, пожалуйста, сообщите нам об этом на указанный
адрес электронной почты: complaint@rush-sound.ru.
Шрифт
0
Прокрутка
0